plt-x-antaifasy_rev_text_reg/11/13.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 13 am'izany lera izany da hisy horohorontany mafy, da hirodagny gne ampahafolon'e tanagny. Fito arivo gn'olo ho fatyame horohorontany, sady hataotry gn'olo sisa tsy maty da hagnome voninahitry an'Andriamanitrin'e lagnitry. \v 14 Lasa gne loza faharoy. Indro! avy malaky koa gne loza fahatelo.