plt-x-antaifasy_rev_text_reg/07/13.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 13 Avy eo gne raiky tame lohologny nagnotany anà hoe: "Ia ireo, mitafy akanjolava fotsy, sady avy aia indreo?" \v 14 Hoy iao tamin'azy: "Tompoko, Anao gne mahafantatry," da hoy izy taminà: "Ireo gne hivoaky avy ame fahoriagny zakabe. Nosasandreo gne akanjolavany sady nofotsigny tame ran'e Zanak'ondry.