auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-01-31 06:36:12 -05:00 committed by root
parent fffa67f255
commit 05d85e3dfc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'izany da nahita anjely efatry nitsangagny teo ame zoro tany efatry iao, nanohitry mafy gne rivotry efatrin'e tany, mba tsy hisy rivotry hitsioky ame tany, ame ranomasigny, na hifanohitry ame kakazo agnaby. Nahita anjely hafa iao niakatry avy tagny antsignanagny, izay nanagny gne tombo-kasen'Andriamanitry velogny. Nitabataba tame feo mafy tamireo anjely efatry izay nahazo alalagny hanimba gne tany izy ame ranomasigny izy hoe: "Ka simbagny gne tany, gne ranomasigny na gne kakazo mandra-pagnisiantsika gne tombo-kase eo ame handrignin'ireo mpanompon'Andriamanintsika."
\v 1 Tafaran'izany da nahita anjely efatry nitsangagny teo ame zoro tany efatry iao, nanohitry mafy gne rivotry efatrin'e tany, mba tsy hisy rivotry hitsioky ame tany, ame ranomasigny, na hifanohitry ame kakazo agnaby.\v 2 Nahita anjely hafa iao niakatry avy tagny antsignanagny, izay nanagny gne tombo-kasen'Andriamanitry velogny. Nitabataba tame feo mafy tamireo anjely efatry izay nahazo alalagny hanimba gne tany izy ame ranomasigny izy hoe:\v 3 "Ka simbagny gne tany, gne ranomasigny na gne kakazo mandra-pagnisiantsika gne tombo-kase eo ame handrignin'ireo mpanompon'Andriamanintsika."