auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-01-23 03:31:30 -05:00 committed by root
parent a232a6e604
commit d44ca66a49
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Raha gne tena izy, nisaiko ho fatiantoky agnaby e raha marobe nohon'e halehiben'e fahalalagny an'i Kristy Jesosy Tompoko. Noho Izy da nariako e raha marobe. Heveriko ho fako izany mba hahazahoako an'i Kristy \v 9 da ho hita ao Aminazy iao. Tsy managny fahamarinagny ho an'e tegnako avy ame lalagny iao. F'izy, managny fahamarinagny izay tame alalan'e finoagny an'i Kristy iao, fahamarinagny avy amin'Andriamanitry izay mifototry ame finoagny. \v 10 Amin'izao fotoagny izao da ta hafantatry anazy izy ame herin'e fitsanganany tame maty da gne fiombonagny ame fijaliany iao. Ta hiova ame alalan'i Kristy iao mba hanahaky e fahafatesany, \v 11 mba hahafahako mahatsapa e fitsanganagny ame maty.
\v 8 Raha gne tena izy, nisaiko ho fatiantoky agnaby e raha marobe nohon'e halehiben'e fahalalagny an'i Kristy Jesosy Tompoko. Noho Izy da nariako e raha marobe. Heveriko ho fako izany mba hahazahoako an'i Kristy \v 9 da ho hita ao Aminazy iao. Tsy managny fahamarinagny ho an'e tegnako avy ame lalagny iao. F'izy, managny fahamarinagny izay tame alalan'e finoagny an'i Kristy iao, fahamarinagny avy amin'Andriamanitry izay mifototry ame finoagny. \v 10 Amin'izao fotoagny izao da ta hafantatry anazy izy ame herin'e fitsanganany tame maty da gne fiombonagny ame fijaliany iao. Ta hiova ame alalan'i Kristy iao mba hanahaky e fahafatesany, \v 11mba hahafahako mahatsapa e fitsanganagny ame maty.