Fri Jan 24 2020 12:42:04 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 12:42:04 -05:00
commit 764bba413f
15 changed files with 35 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly sy Timoty, mpanompon'i Jesosy Kristy, ho andreo agnaby voatokagny ho an'i Jesosy Kristy izay agny Filipy, miaraka amindreo mpiandraikitry izy ame diakona.\v 2Ho aminareo anie gne fahasoavagny izy ame fiadanagny avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Misaotry gne Andriamanitriko iao ame fahatsiarovako anareo. \v 4 Ao ame fivavahako ho anareo agnaby, da ame fifaliagny fehizay gne agnamboarako gne fivavahako. \v 5 Magnome fisaoragny iao nohon'e ame fitambaranareo ame filazantsara nanomboky tame gn'andro voalohany ka hatramin'izao. \v 6 Mahatoky an'izao raha izao iao, fa Izy izay nanomboky asa tsara taminareo da hanohy hagnatanteraky izany hatramin'e gn'andron'i Jesosy Kristy.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa tsara aminà gne mahatsampa akô izany gn'ame momba anareo agnaby satria ato am-poko anareo. Anareo agnaby da mpiara-miasa taminà tame fahasoavagny ndre tame figadrako sy tame fiarovako ndre koa tame fagnamafisagny gne filazantsara. \v 8 Fa Andriamanitry gne vavolombeloko, fa manigny anareo fatratry iao ame famindram-pon'i Kristy Jesosy.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Sady iao mivavaky an'izao: mba hitombo fezay fezay gne fitivanareo ame fahalalagny izy ame fahazavan-tsaigny agnaby. \v 10 Mivavaky ho an'izany iao mba hagneky izay tsara da tsara anareo, mba ho tso- po sady tsisy tsigny ame andron'i Kristy. \v 11 Mivavaky iao mba ho fenon'e vokatriky gne fahamarinagny izay avy amin'i Jesosy Kristy anareo, ho voninahitry sy fideragny an'Andriamanitry.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Sady tiako ho fantatrareo, rahalà, fa gne raha izay nitranga taminà da niasa ho ame fampandrosoagny gne filazantsara tokôtry. \v 13 Vokatr'izany, gne gadrako ao amin' i Kristy da nibaribary mazava nagneragny gne mpiambign'e lapa agnaby izy ame olo hafa.\v 14 Gne ankamaroan'ireo rahalà da managny toky zakabe kokoa ao amin'ny Tompo nohon 'e gadrako, sady sahy magnambara tsy amin-tahotry gne zaka indreo.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Gne sasany aza da mitory an'i Kristy ame fialognagny sy gne fifandiragny tokôtry, sady gne hafa koa ame sitrapo tsara. \v 16 Itoa farany itoa da nagnano an'izany ame fitiavagny,mahafantatry fa iao da napetraky etoa ho fiarovagny gne filazantsara. \v 17 Fa iroa voalohany iroa da mitory an'i Kristy ame fitiavan-tegna, fa tsy tso-po. Izy iregny da mihevitry fa hagnakorontagny anà raha mbola ao ame figadrako iao.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ino sa? ame fomba agnaby, ndre ame fihatsaram-belatsihy ndre ame fahamarinagny, Kristy gne toriagny, sady mifaly gn'amin'izany iao. Eka, ho faly iao, \v 19 fa lalako fa izany da hiafara ame fagnafahagny anà amign'alalan'e vavakareo izy ame fagnampian'e Fagnahin'i Jesosy Kristy.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Izany da araky gne fiandrasako fatratry sy gne antoky fa iao da tsy ho megnatry mihitsy, sady mbola ame fahasahiagny agnaby avao, amin'izao fotoagny izao akô gne hatramin'izay, da hisandratry ato ame tegnako i Kristy, ndre ame fiainagny ndre ame fahafatesagny. \v 21 Ho anà gne hoe miaigny da i Kristy ary gne hoe maty da tombony.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 fa raha miaigny amin'e nofotry iao, da midika asa mahavokatry ho anà izany. Kanefa ino gne ho fidiko? tsy lalako. \v 23 Fa voatery mafy eo agnelagnelan'izy roa iao. Gne fagniriako da gne andeha ary hiaraky amin'i Kristy, izay tsara lavitry,\v 24 kanefa gne mipetraky ao ame nofotry da ilaigny kokoa noho anareo.

1
01/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Resy lahatry gn'amn'izany, da lalako fa hipetraky sy hanohy hiaraky aminareo agnaby iao, ho an'e fandrosoanareo Izy ame fifaliagny ao ame finoagny. \v 26 Mba ho aminà da hanagny antony hireharehagny ao amin'i Kritsy Jesosy anareo refa miverigny agny aminareo indraiky iao.\v 27 Matondrà tegna ame fomba mendriky gne filazantsara an'i Kristy, ka ndre avy hagnety anareo iao ndre tsy eo, da afaky gne handre gne momba anareo, fa mijoro mafy ame fagnahy raiky anareo, ame saigny raiky miara miezaky ho an'e finoagny gne filazantsara.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Da ka magneky hampitahorin'e fahavalonareo. Mariky gne fahapotehandreo izany, fa mariky gne famonjenareo avakoa_ sady izany da avy amin'Andriamanitry. \v 29 Fa nomegny anareo izany, ho an' i Kristy, tsy hoe mba hinoagny an'Azy fotsiny, fa hijaliagny ho an'Azy avakoa, \v 30 fa anareo da managny ady mitovy amin'izay hitanareo taminà, sady izay regninao aminà amin'izao fotoagny izao.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> cacf6b6bb140649e3e734d73b2934bacdedf38c1
=======
>>>>>>> d4c86cc47f9a39cd62b7660be784f04f959f75d5
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 1b5421683a5469cff3a5eec1a2f681a93d22dd45
=======
>>>>>>> cacf6b6bb140649e3e734d73b2934bacdedf38c1
=======
>>>>>>> d4c86cc47f9a39cd62b7660be784f04f959f75d5

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Filipiana

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD122",
"MAD123"
"MAD123",
"MAD125"
],
"finished_chunks": [
"02-title",
@ -65,6 +66,19 @@
"04-10",
"04-14",
"04-18",
"04-21"
"04-21",
"01-01",
"01-03",
"01-07",
"01-09",
"01-12",
"01-15",
"01-18",
"01-20",
"01-22",
"01-25",
"01-28",
"front-title",
"01-title"
]
}