1 line
314 B
Plaintext
1 line
314 B
Plaintext
\v 22 Jesosy namaly andreo hoe: "Manàgna finoagny an' Andriamanitra. \v 23 Zakaiko marina aminareo fa ndre ia ndre ia mizaka am' ity vohitry ity hoe: "Mitsangàna ka milavoa an-dranomasigny,' ka raha tsy misy fisalasalagny gnampony fa mino fa hitranga aminazy izay nizakainy da akoizany gne hanin' Andriamanitra. |