plt-x-antaifasy_mrk_text_reg/14/47.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 47 Fa nisy raiky tamindreo teo namoaky sabatry da namira e sofin'e mpanompon'e mpisoronabe. \v 48 Da hoy i Jesosy tamindreo: "Avy hanambotry Anà anareo, da akò hanambotry dahalo, da miaraky ame sabatry izy ame langilangy anareo? \v 49 Tamina hitanareo isan'andro sady nampianatry t'ampiangonagny, tsy nosamborinareo. Fizy nanigny izao mba hahatanteraky e Soratry Masigny." \v 50 Da niala Anazy aby e namany niaraky tamin'i jesosy da tsy nitodiky sanaky.