plt-x-antaifasy_mrk_text_reg/10/49.txt

1 line
205 B
Plaintext

\v 49 Nijanogny i Jesosy da nampangaiky an'azy.Natsovandreo izy, da nozakaindreo hoe: " Mahereza! Mitsangàna! fa mangaiky anao Izy." \v 50 Nariany e lambany da nitsangagny, ka nagnantogny an'i Jesosy izy.