plt-x-antaifasy_mrk_text_reg/10/43.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 43 Fa tsy tokony ako izany gn'aminareo. Fa ndre ia ndre ia magniry ho zakabe aminareo da aleo izy ho mpanomponareo. \v 44 Sady ndre ia ndre ia te ho voalohany aminareo da aleo izy ho andevonareo. \v 45 Fa e Zanak'Olo tsy avy mba ho tompoigny, fa mba hanompo,sy hanolotry gn'ainy ho takalon'aigny ho an'e maro."