plt-x-antaifasy_mrk_text_reg/01/29.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 29 Refa nijotso gne synagoga, da avy tan-dragnon'i Simona sy Andrea indreo, niaraka tamin'i Jakoba sy Jaona. \v 30 Sady gne rafozam-bavin'i Simona da natory nararin'gne tazo, da nozakain-dreo an'i Jesosy gne mikasikan'azy. \v 31 Da nagnatogna Izy da nitagna an'azy tam'e tagnany, sady nagnarigny an'azy; tonga da nisinda gne tazony. Da nanomboky nanompo an'azy izy.