1 line
340 B
Plaintext
1 line
340 B
Plaintext
\v 9 Tamign' e andro niavian'i Jesosy lata Nazareta ta Galilia gne niboan'izany. Sady nanin'i Jaona batisa tamin' e ranon'i Jordana Izy. \v 10Raha niboaky gne rano Jesosy, da hitany nivoha gne lagnitry da nidigny tamin'Azy akôra voromamanga gne Fagnahy. \v11 Da nisy feo latan-dagnitry nagnano hoe: "Anao gne zanako malalako. Ekeko anao." |