1 line
368 B
Plaintext
1 line
368 B
Plaintext
\v 20 Da nody tandragno Izy, da niaraky avy indraiky e fokonolo, hagny ka tsy afaky nihinagny etsana indreo. \v 21 Refa naregny e momban' izany gnavany, da nizoso indreo hangala an'Azy,satria nozakan'indreo hoe: "mola izy". \v 22 Da e mpanora-dalana nidigny tagny Jerosalema da nizaka fa: "ipetrahan'i Belzaboba izy", da "amignalalan'e devoly gnandroahany e davoly". |