1 line
304 B
Plaintext
1 line
304 B
Plaintext
\v 23 Da nangian'i Jesosy handeha amin'Azy indreo da nizaka andreo tamin'e alalan'e fagnoharany hoe: "Akôry e hahafahan'e satana mandroaky an'e Satana? \v 24 Raha misy fanjakagny miady andragno, da ho rava izany. \v 25 Da raha misy tokan-tragno miady andragno, da tsy haharitry izany tokan-tragno izany. |