plt-x-antaifasy_mrk_text_reg/03/20.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 20 Da nody tandragno Izy, da niaraky avy indraiky e fokonolo, hagny ka tsy afaky nihinagny etsana indreo. \v 21 Refa naregny e momban' izany gne havany, da nijotso indreo hangala an'Azy,satria nozakan'indreo hoe: "Mola Izy." \v 22 Da e mpanora-dalana nidigny tagny Jerosalema da nizaka fa: "Ipetrahan'i Belzaboba Izy", da "amignalalan'e devoly gn'androahany e devoly."