\v 51 Da namaly an'azy i Jesosy sady nizaka an'azy hoe: "Ino me gne raha tianao aniko aminao ? Da hoy igny jamba igny se: "Raby รด, te hahita iao." \v 52 Da hoy i Jesosy tamin' azy: "Mandiana. Gne finoanao gne nahavonjy anao." Da nahita niaraky tamin'izay e masony, sady nagnaraky an'i Jesosy t'andalagny tegny izy.