auto save
This commit is contained in:
parent
84febc85b2
commit
f87878062e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Noho izany da mizaka aminao Iao hoe: "Gne ra marobe hivavahanareo sady angatahanareo, minoa fa nandray anizany anareo,da ho azonareo izany. Ra mitsangagny sady mivavaky anareo, da tsy maintsy mamela gnalaelo rehetra anagnanareo na amin' ia na amin' ia anareo, mba havelan' i Abanareo andagnitry agny avakoa gne fahotanareo. [Fagnamarihagny: Gne fandikagny tena tsara da tsy magnisy hoe (Iteo ame Matio 16:15) Mk. 11: 26 "Fa raha tsy mamela heloky anreo, da tsy hamel gne fahotanareo minsy koa gne
|
||||
\v 24 Noho izany da mizaka aminao Iao hoe: "Gne ra marobe hivavahanareo sady angatahanareo, minoa fa nandray anizany anareo,da ho azonareo izany. \v 25 Ra mitsangagny sady mivavaky anareo, da tsy maintsy mamela gnalaelo rehetra anagnanareo na amin' ia na amin' ia anareo, mba havelan' i Abanareo andagnitry agny avakoa gne fahotanareo. \v 26 [Fagnamarihagny: Gne fandikagny tena tsara da tsy magnisy hoe (Iteo ame Matio 16:15) Mk. 11: 26 "Fa raha tsy mamela heloky anreo, da tsy hamel gne fahotanareo minsy koa gne Abanareo an-danitry." ]
|
Loading…
Reference in New Issue