auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-01-22 01:50:28 -05:00 committed by root
parent e27cdfbc0b
commit c9a74973ce
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 Fa i Jesosy namaly andreo hoe: "Da tsy lalanareo e raha angatahinareo. Anareo izany ho afaky hindrano ame kapoaky hindranomako na hanigny batisa ame hamboaragny batisa anà?" \v 38 Da hoy indreo koa se: "Vitanay izany". Da nizaka koa i Jesosy tamindreo: "E kapôky hindranomako, da hindranomanareo, da amin'izay hamboaragny Batisa anà, e hamboaragny batisa anareo avakoa.\v 39 Fa izay hipetraky an-tagnako akavia da tsy miankigny aminà izany, fa izany da ho an'izay nagnomanagny an'izany."
\v 40 Fa i Jesosy namaly andreo hoe: "Da tsy lalanareo e raha angatahinareo. Anareo izany ho afaky hindrano ame kapoaky hindranomako na hiaritry ho anigny batisa ame hamboaragny batisa Anà?" \v 38 Da hoy indreo koa se: "Vitanay izany". Da nizaka koa i Jesosy tamindreo: "Gne kapoaky hindranomako, da hindranomanareo,sady amin'izay hamboaragny Batisa Anà, e hamboaragny batisa anareo avakoa.\v 39 Fa izay hipetraky an-tagnako ankavia da tsy miankigny aminà izany, fa izany da ho an'izay nagnomanagny an'izany."