auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-01-22 01:50:28 -05:00 committed by root
parent ef69f1ac80
commit bb5301be61
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Da refa nanomboky e diany Izy, da nisy lelà niazakazaky nandoaliky tamin' Azy, sady nagnontany hoe: "ô mpampianatry tsara , ino e tsy maintsy aniko mba handovàko e fiainagny mandrakizay?" \v 17 Da hoy i Jesosy se: "Nagnino me ra ainao tsara iao? tsy misy tsara, afa-ts' e Zagnahary raiky avao". \v 18 Fantanao e didy hoe: "ka mamono olo, ka mijangajanga, ka mangalatry, ka mijoro ho vavolombelo tsy marigny, ka mamitaky, hajay i abanao izy am' i endrinao".
\v 19 Da refa nanomboky e diany Izy, da nisy lelà niazakazaky nandoaliky tamin' Azy, sady nagnontany hoe: "ô mpampianatry tsara , ino e tsy maintsy aniko mba handovàko e fiainagny mandrakizay?" \v 17 Da hoy i Jesosy se: "Nagnino me raha aninao tsara Iao? tsy misy tsara, afa-ts'Andriamanitry raiky avao. \v 19Fantanao e didy hoe: "ka mamono olo, ka mijangajanga, ka mangalatry, ka mijoro ho vavolombelo tsy marigny, ka mamitaky, hajay i abanao izy am' i endrinao".