diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 3b80d366..ad67cdd1 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Da hoy izy tamindreo hoe: "Tsy hazonareo me e fagnohara izany? da akognaia zzany gnazahoanareo ireo fagnoharagny agnaby io? e mpamboly mamafy e voa da ilay tokagny izay\v 13 mamafy e zaka. da akoitoa e niraraky tame lalagny, izay namafazagny e zaka, fa vatany vo rendreo izay da avy e satana da angalatry zaka izay vofafay tamindreo. \ No newline at end of file +\v 14 Da hoy izy tamindreo hoe: "Tsy hazonareo me e fagnohara izany? da akognaia zzany gnazahoanareo ireo fagnoharagny agnaby io? \v 13 e mpamboly mamafy e voa da ilay tokagny izay mamafy e zaka. \v 15 da akoitoa e niraraky tame lalagny, izay namafazagny e zaka, fa vatany vo rendreo izay da avy e satana da angalatry zaka izay vofafay tamindreo. \ No newline at end of file diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt index e2e25f2b..2deb1172 100644 --- a/04/16.txt +++ b/04/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Itoa e vofafay tame tany be vatovato, izay, rehefa nahare gne teny da tonga da nandray izany tame fifaliagny. Tsy misy fakany gnagnatin indreo, fa maharitry fotoagny kidikidy avao. Da avy e fahoriagna na gne fagnenjehagny avy ame zaka, da tonga da lavo indreo. \ No newline at end of file +\v 17 Itoa e vofafay tame tany be vatovato, izay, rehefa nahare gne teny da tonga da nandray izany tame fifaliagny. \v 16 Tsy misy fakany gnagnatin indreo, fa maharitry fotoagny kidikidy avao. Da avy e fahoriagna na gne fagnenjehagny avy ame zaka, da tonga da lavo indreo. \ No newline at end of file diff --git a/04/18.txt b/04/18.txt index 97f89990..23b08422 100644 --- a/04/18.txt +++ b/04/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Gne hafa ankohatry gne vofafy tame tany feno tsilo. Rendreo e zaka, fa gne fagnahian izao tontolo izao, gne famitahan gnaregny, sy gne filagny gne raha hafa da tafiditry ka manempotry gne zaka,da tsy mamoha vokatry izany. fa ireo vofafy tame tany tsara da izay nahare e zaka ary nitazogny e nazy. ka namoa vokatry indreo telopolo, enimpolo na avo zato heniny e nafafy. \ No newline at end of file +\v 18 Gne hafa ankohatry gne vofafy tame tany feno tsilo. Rendreo e zaka, \v 19 fa gne fagnahian izao tontolo izao, gne famitahan gnaregny, sy gne filagny gne raha hafa da tafiditry ka manempotry gne zaka,da tsy mamoha vokatry izany. \v 20 a ireo vofafy tame tany tsara da izay nahare e zaka ary nitazogny e nazy. ka namoa vokatry indreo telopolo, enimpolo na avo zato heniny e nafafy. \ No newline at end of file