auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-01-15 03:08:12 -05:00 committed by root
parent c005e4ab19
commit 41a82c9857
16 changed files with 16 additions and 16 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Da nanomboky nampianatry tamorony e ranomasigny indraiky koa i Jesosy, ary nisy fokonolo marobe nitangorogny nagnodidigny anazy.Niditry tagnatiny e sambo kidy tamorony e ranomasigny izy,da nitoboky tagnatiny e sambo. E fokonolo agnaby avakoa da nijanogny tamorondranomasigny. Nampianatry andreo tam gnalalan e fagnohara izy, tame fampenarany, da nizaka tamin dreo izy oe
\v 2 Da \v 1 nanomboky nampianatry tamorony e ranomasigny indraiky koa i Jesosy, ary nisy fokonolo marobe nitangorogny nagnodidigny enazy.Niditry tagnatiny e sambo kidy tamorony e ranomasigny izy,da nidoboky tagnatiny e sambo. E fokonolo agnaby avakoa da nijanogny tamorondranomasigny. Nampianatry andreo tam gnalalan e fagnohara izy, tame fampenarany, da nizaka tamin dreo izy oe

View File

@ -1 +1 @@
Tenomy,nisy mpamafy andea hamafy voa. Da rehefa nafy izy, da nisy voa sasany niraraky tame lalagny, da avy e vorogny ka nihinagny enazy. Da gne voa sasany niraraky tame tany feno vatovato, tsy nisy tany firy. Tonga da nitsiry indreo, satria tsy laligny e tany nisy anazy.
\v 3 \v 4 \v 5 Tenomy,nisy mpamafy andea hamafy voa. Da rehefa nafy izy, da nisy voa sasany niraraky tame lalagny, da avy e vorogny ka nihinagny enazy. Da gne voa sasany niraraky tame tany feno vatovato, tsy nisy tany firy. Tonga da nitsiry indreo, satria tsy laligny e tany nisy anazy.

View File

@ -1 +1 @@
Fa vatany vo niposaky e masoandro, da nalazo indreo, satria tsisy fakany indreo, da maigny. E voa hafa niraraky tame tany feneo tsilo. Da nitombo nezakabe gne tsilo ka nanempotry anazy, da tsy namoa voa.
\v 6 \v 7 Fa vatany vo niposaky e masoandro, da nalazo indreo, satria tsisy fakany indreo, da maigny. E voa hafa niraraky tame tany feneo tsilo. Da nitombo nezakabe gne tsilo ka nanempotry anazy, da tsy namoa voa.

View File

@ -1 +1 @@
Gne voa hafa niraraky tame tany tsara ka namokatry voa tame fiantomboany da nitombo maro. E sasany nitombo avo telopolo heny, e sasany enimpolo, da gne sasany zato. " Avy teo da nizaka izy hoe: " Izay managny tadidigy afaky hitenoagy, da aoka izy hiteno!".
\v 8 \v 9 Gne voa hafa niraraky tame tany tsara ka namokatry voa tame fiantomboany da nitombo maro. E sasany nitombo avo telopolo heny, e sasany enimpolo, da gne sasany zato. " Avy teo da nizaka izy hoe: " Izay managny tadidigy afaky hitenoagy, da aoka izy hiteno!".

View File

@ -1,2 +1,2 @@
Rehefa raiky igny i jesosy, da nagnontany anazy momba anio fagnoharagny io indreo takeky anazy miarak ame pianatriny roiambinifolo. hoy i Jesosy tamdreo oe: " Ho anareo gne nagnomezagny e raha mifiny ame fanjakan' Andriamanitra. Fa hoandreo iveleny da fagnoharagny agnaby, mba ame fotoagny hagniten dreo, da agnety indreo fa tsy ahita, ary ame fotoagny hitenomandreo, da ahare idreo, nefa tsy ahafantatry anizany, na koa
\v 10 \v 11 \v 12 Rehefa raiky igny i jesosy, da nagnontany anazy momba anio fagnoharagny io indreo takeky anazy miarak ame pianatriny roiambinifolo. hoy i Jesosy tamdreo oe: " Ho anareo gne nagnomezagny e raha mifiny ame fanjakan' Andriamanitra. Fa hoandreo iveleny da fagnoharagny agnaby, mba ame fotoagny hagniten dreo, da agnety indreo fa tsy ahita, ary ame fotoagny hitenomandreo, da ahare idreo, nefa tsy ahafantatry anizany, na koa
hiodigny indreo da hafiraigny andreo Andriamanitra.".

View File

@ -1 +1 @@
Da hoy izy tamindreo hoe: "Tsy hazonareo me e fagnohara izany? da akognaia zzany gnazahoanareo ireo fagnoharagny agnaby io? e mpamboly mamafy e voa da ilay tokagny izay mamafy e zaka. da akoitoa e niraraky tame lalagny, izay namafazagny e zaka, fa vatany vo rendreo izay da avy e satana da angalatry zaka izay vofafay tamindreo.
\v 13 \v 14 \v 15 Da hoy izy tamindreo hoe: "Tsy hazonareo me e fagnohara izany? da akognaia zzany gnazahoanareo ireo fagnoharagny agnaby io? e mpamboly mamafy e voa da ilay tokagny izay mamafy e zaka. da akoitoa e niraraky tame lalagny, izay namafazagny e zaka, fa vatany vo rendreo izay da avy e satana da angalatry zaka izay vofafay tamindreo.

View File

@ -1 +1 @@
Itoa e vofafay tame tany be vatovato, izay, rehefa nahare gne teny da tonga da nandray izany tame fifaliagny. Tsy misy fakany gnagnatin indreo, fa maharitry fotoagny kidikidy avao. Da avy e fahoriagna na gne fagnenjehagny avy ame zaka, da tonga da lavo indreo.
\v 16 \v 17 Itoa e vofafay tame tany be vatovato, izay, rehefa nahare gne teny da tonga da nandray izany tame fifaliagny. Tsy misy fakany gnagnatin indreo, fa maharitry fotoagny kidikidy avao. Da avy e fahoriagna na gne fagnenjehagny avy ame zaka, da tonga da lavo indreo.

View File

@ -1 +1 @@
Gne hafa ankohatry gne vofafy tame tany feno tsilo. Rendreo e zaka, fa gne fagnahian izao tontolo izao, gne famitahan gnaregny, sy gne filagny gne raha hafa da tafiditry ka manempotry gne zaka,da tsy mamoha vokatry izany. fa ireo vofafy tame tany tsara da izay nahare e zaka ary nitazogny e nazy. ka namoa vokatry indreo telopolo, enimpolo na avo zato heniny e nafafy.
\v 18 \v 19 \v 20 Gne hafa ankohatry gne vofafy tame tany feno tsilo. Rendreo e zaka, fa gne fagnahian izao tontolo izao, gne famitahan gnaregny, sy gne filagny gne raha hafa da tafiditry ka manempotry gne zaka,da tsy mamoha vokatry izany. fa ireo vofafy tame tany tsara da izay nahare e zaka ary nitazogny e nazy. ka namoa vokatry indreo telopolo, enimpolo na avo zato heniny e nafafy.

View File

@ -1 +1 @@
I Jesosy nizaka tamin dreo oe: " e jiro me k indesinareo andragno mba hoataonareo ambany sobiky? na ambany farafara? ndesinao mesoky izany da apetrakinao ame fidobohany ejiro. Fa ts misy e rah mifiny tsy ho fantatry, da tsy misy avakoa egne tsiambaratelo tsy hizoso. La misy mana tadigny afaky itenoa, da aoky izy hiteno.
\v 21 \v 22 \v 23 I Jesosy nizaka tamin dreo oe: " e jiro me k indesinareo andragno mba hoataonareo ambany sobiky? na ambany farafara? ndesinao mesoky izany da apetrakinao ame fidobohany ejiro. Fa ts misy e rah mifiny tsy ho fantatry, da tsy misy avakoa egne tsiambaratelo tsy hizoso. La misy mana tadigny afaky itenoa, da aoky izy hiteno.

View File

@ -1 +1 @@
Hoy izy tamindreo magnano hoe: " mitandrema ame teny izay renareo, fa arakarake fagnohara aninareo avao, gne hagnoharagny anareo, da ho tovanagny aminareo izany. Satria ndre da ia ndre da ia managny, da omegny zakabe kokoa izy, fa ndre da ia ndre da ia tsy managny, ndre gnanagnany da alaigny aminazy..
\v 24 \v 25 Hoy izy tamindreo magnano hoe: " mitandrema ame teny izay renareo, fa arakarake fagnohara aninareo avao, gne hagnoharagny anareo, da ho tovanagny aminareo izany. Satria ndre da ia ndre da ia managny, da omegny zakabe kokoa izy, fa ndre da ia ndre da ia tsy managny, ndre gnanagnany da alaigny aminazy..

View File

@ -1 +1 @@
Da nizaka avakoa izy hoe: " gne fanjakan' Andriamanitra da ako gne olo raiky mamafy gne voany ame tany. Matory izy ame gnaligny, damifoa ame mandraigny, ka gne voa da mitsimoka ka maniry, fa tsy lalany oe akognaia. Gne tany damamoa ame tegnany avao: voalahany da gne rantsany, aveo gne tahony, avy eo gne voa antitry ame tahony. Da rehefa antitry e voa da tonga da andefa fihilagny, fa efa avy gne fotogny filagny.,
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 Da nizaka avakoa izy hoe: " gne fanjakan' Andriamanitra da ako gne olo raiky mamafy gne voany ame tany. Matory izy ame gnaligny, damifoa ame mandraigny, ka gne voa da mitsimoka ka maniry, fa tsy lalany oe akognaia. Gne tany damamoa ame tegnany avao: voalahany da gne rantsany, aveo gne tahony, avy eo gne voa antitry ame tahony. Da rehefa antitry e voa da tonga da andefa fihilagny, fa efa avy gne fotogny filagny.,

View File

@ -1 +1 @@
Da nizaka indraiky izy hoe: " ino gne azon tsika ampitahagny gne fanjakan' Andriamanitra, na ino e fagnoharagny ampesahintsika hagnazavagny anizany? Izany da ako gne voatsinapy izay, rehefa hafafy, da izy gne voa kidy indrindra ame voa agnaby amboniny e tany. Nefa raha voafafy izany, da mitsimoky ka lasa zakabe mihoatry e kakazo aby da mamoa rantsagny zakabe, ka azon e vorogny magnidigny agnamboarany e tragnony ame alokalokiny.
\v 30 \v 31 \v 32 Da nizaka indraiky izy hoe: " ino gne azon tsika ampitahagny gne fanjakan' Andriamanitra, na ino e fagnoharagny ampesahintsika hagnazavagny anizany? Izany da ako gne voatsinapy izay, rehefa hafafy, da izy gne voa kidy indrindra ame voa agnaby amboniny e tany. Nefa raha voafafy izany, da mitsimoky ka lasa zakabe mihoatry e kakazo aby da mamoa rantsagny zakabe, ka azon e vorogny magnidigny agnamboarany e tragnony ame alokalokiny.

View File

@ -1 +1 @@
Da fagnoharagny maro akoizany e nagnambarany gne zaka tamin dreo, araky e fahazahoandreo anazy, da tsy nizaka tamin dreo afa tsy e fagnoharagny izy. Fa rehefa izy raiky igny, da nazavainy tamindreo mpianatriny manokagny gne raha agnaby.,
\v 33 \v 34 Da fagnoharagny maro akoizany e nagnambarany gne zaka tamin dreo, araky e fahazahoandreo anazy, da tsy nizaka tamin dreo afa tsy e fagnoharagny izy. Fa rehefa izy raiky igny, da nazavainy tamindreo mpianatriny manokagny gne raha agnaby.,

View File

@ -1,2 +1,2 @@
Tamin'izany andri izany, rehefa tonga gnaligny, da hoy izy tamindreo hoe: " Aska isika isaky agnilany ery." ka nisitaky tame fokonolo indreo, ninday an' i Jesosy niaraky tamindreo, igny izy tagnatiny e laka kidy igny. Nisy laka kidy hafa niaraky taminazy.
\v 35 \v 36 \v 37 Tamin'izany andri izany, rehefa tonga gnaligny, da hoy izy tamindreo hoe: " Aska isika isaky agnilany ery." ka nisitaky tame fokonolo indreo, ninday an' i Jesosy niaraky tamindreo, igny izy tagnatiny e laka kidy igny. Nisy laka kidy hafa niaraky taminazy.
Avy teo da nanomboko nisy tafio drivotry be da gne onjan drano nanafotry gne laka kidy ka saiky ho difotry e rano e laka kidy.

View File

@ -1 +1 @@
Da i Jesosy raiky avao e natory tame laka kidy, tambonin e gnondagny. Da nifohazindreo izy nagnano hoe: "Mpampianatra o , tsy mampagnino anao me la hofaty etoa isika? " da nifoha izy, da nizaka mafy tame rivotry, da nizaka tame ranomasigny hoe: " mijanona! milamigna! " da nijanogny e rivotry, da nilamigny be.
\v 38 \v 39 Da i Jesosy raiky avao e natory tame laka kidy, tambonin e gnondagny. Da nifohazindreo izy nagnano hoe: "Mpampianatra o , tsy mampagnino anao me la hofaty etoa isika? " da nifoha izy, da nizaka mafy tame rivotry, da nizaka tame ranomasigny hoe: " mijanona! milamigna! " da nijanogny e rivotry, da nilamigny be.

View File

@ -1 +1 @@
Da hoy izy tamindreo hoe: " nahoa me anareo la mivadifo? mbola tsy manam pinoagny avao me anareo? " nivadi fo be indreo ka nifampizaka hoe: " ia me ity, fa ndre gne rivotry ame anomasigny aza magneky anazy?
\v 40 \v 41 Da hoy izy tamindreo hoe: " nahoa me anareo la mivadifo? mbola tsy manam pinoagny avao me anareo? " nivadi fo be indreo ka nifampizaka hoe: " ia me ity, fa ndre gne rivotry ame anomasigny aza magneky anazy?