\v 51 Da namaly an'azy i Jesosy sady nizaka an'azy hoe: "Ino m e raha tianao aniko aminao me? Da hoy igny jamba igny se: "Raby ô, te hahita iao." \v 52 Da hoy i Jesosy tamin' azy: "Mandiana. E finoanao gne nahavonjy anao." Da nahita niaraky tamin'izay e masony, sady nagnaraky an'i Jesosy t'andalagny tegny izy.