\v 7 Avy teo Jesosy, niaraky tamin'e mpianatriny, nandeha an-dranomasigny, sady nisy fokonolo maro nagnaraky avy tagny Galilia sy Jodia \v 8 da avy tagny Jerosalema sy Edoma da nahatratry e ranon'i Jordana sy e magnodidigny an'i Tyra sy Sidona. Refa naharegny e momba e raha namboarindreo, da nisy fokonolona maro nagnatogny Azy.