plt-x-antaifasy_mat_text_reg/20/22.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 22 Fa Jesosy namaly sady nizaka hoe: "Tsy fantatrareo gne raha angatahinareo. Afaky gne hindrano e kapoaky izay hindranomako me anareo?" Namaly indreo hoe: " Afaky iay." \v 23 Ho Izy tamindreo hoe: " Hindrano ame kapoakiko tokôtry anareo. Fa gne hipetraky eo an-tagnako anankavanako sy ankaviako da tsy anjarako gne magnome, fa an'ireo izay efa nomagnin'e Raiko." \v 24 Refa nahare izany ireo mpianatry folo lahy hafa, da vignitry mafy tamindreo mpiralà roy.