1 line
379 B
Plaintext
1 line
379 B
Plaintext
\v 34Rehefa avy niampita indre, da tonga ta an-tanety ta Genesareta. \v 35 Ra nahafantatry an'i Jesosy gne lelatao amin'izany toeragnyzany, da nandefa hafatry tamin'gne faritry magnodidigny marobe, da nentin-dreo tAminazy gne olo narary marobe. \v 36 Nanambitamby Taminazy indreo mba hahafan-dreo makasiky gne moron'akanjony fotsiny aza, da maro gne nikasiky anizany da sitragny. |