plt-x-antaifasy_mat_text_reg/09/37.txt

1 line
186 B
Plaintext

\v 37 Da hoy izy tamin'gne mpianatrany hoe: "Maro gne vokatry, fa gne mpiasa e vitsy. \v 38 Noho izany mivavaha malaky amin'gne Tompon'e vokatry, mba andefasany mpiasa amin'e vokatrany."