plt-x-antaifasy_mat_text_reg/02/11.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 11 Niditry tao amin'e tragno indreo sady nahita gne zaza niaraky tamin'i Maria reniny. Niankohoky sy nidera andreo ireo. Nanonkatry gne fitoeran-karegny indreo sady nanolotry fagnomezagny volamena, dintin-kazo magnitry, sady miora ho anazy.\v 12 Nampitandrigny anazy tamin'e nofy Andriamanitry mba tsy hiverigny agny amin'i Heroda, da lalagny hafa gne nandehan-dreo namonjy gne firenegny aby.