plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/65.txt

1 line
260 B
Plaintext

Teo no eo da nihazakazaky gne raiky tamindreo sady nangala epônjy, da nolemany tame vinegra izany, nohonizany tame bararata izany, da nomeny an'Azy ho ndranominy. Gne sasany tamindreo nizaka hoe: "Avelay Izy. hohitatsika eo Raha ho avy hamonjy an'Azy i Elia."