plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/62.txt

1 line
553 B
Plaintext

\v 62 Gn'andro magnaraky, izay andro afaran'e fagnomagnagny, da niara nilagno tamin'i Pilato ireo lehiben'e mpisorogny izy am'ireo Fariseo. \v 63 Hoy indreo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tame favelognin'igny mpamitaky igny, da hoy Izy hoe: 'Afaran'e telo andro,da hitsangagny indraiky Iao.' \v 64 Ka noho izany, mandidia mba ho ambenagny gne kobory hatrame gn'andro fahatelo, Raha tsy izany ireo mpianatriny mety ho avy da hangalatry an'Azy da hizaka amign'olo hoe: 'Nitsangagny tame maty Izy', sady gne fitaky farany da ho ratsy nohon'e tame voalohany."