plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/54.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 54 Sady gne kapiteny izy am'ireo izay nagnety an'i Jesosy refa nahita gne horohoron-tany izy am'ireo raha nibôky, da lasa natahotry mafy sady nagnano hoe: "Zanak'Andriamanitry marigny ity." \v 55Nisy viavy maro izay nagnaraky an'i Jesosy hatragny Galilia mba hikarakara an'Azy teo nagnety egny alavitry. \v 56Tamindreo Maria Magdalena,Maria endrin'i Jakoba izy am'i Josefa, da iendrin'ireo zanak'i Zabedio lelà.