plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/45.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 45 Sady nanomboky tame lera faha enina da nandrakotry gne tany agnaby gne mizigny ka hatrame lera fahasivy. \v 46 Teo ame lera fahasivy, da nitoreo tame feo mafy i Jesosy sady nagnano hoe: "Ely, Ely,lamà sabaktani?" Izay midika hoe: "Andriamanitriko, Andriamanitriko, nagnino Anao da niala Anà?"\v 47 Refa regnin'e sasany tam'ireo izay nitsangagny teo izany, da hoy indreo: "Magnantso an'i Elia Izy."