plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/43.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 43 Natoky an'andriamanitry Izy, avelay Andriamanitry hamonjy an'Azy izao, raha mankasitraky gne hagnafaky an'Azy Andriamanitry. Fa ndre Izy aza da nizaka hoe: 'Iao gne Zanak'Andriamanitry.'"\v 44 Akô izany koa ireo dahalo izay nofantsihagny niaraky tamin'Azy nizaka fanevatevagny tamin'Azy avakoa.