plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/41.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 41 Ako izany koa gne zakaben'e mpisorogny nagneso an'Azy, niaraky tam'ireo mpanora-dalagny izy am'ireo lohologny, sady nizaka hoe: \v 42 "Nagnavotry gne hafa Izy, fa tsy afaky magnavotry gne tegnany. Izy gne mpanjakan'Israely. Avelay Izy hidigny egny ame hazofijaliagny, da hino an'Azy atsika.