plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/32.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 32 Refa nijotso indreo, da nahita lelà raiky avy agny Syrena natsovagny hoe Simona, izay noteren-dreo hiaraky amindreo mba hampijongaigny gne hazofijaliagny. \v 33 Negnagny amin'e toeragny antsovagny hoe Golgota indreo, izay midika hoe " Toeran'e Karandoha." \v 34 Nomen-dreo divay mifangaro amin'e afero Izy mba ho nominy. Fa refa nandramany zany, da tsy ninagny Izy.