\v 25 Gne olo aby nizaka hoe:" Ho aminay Izy ame zanakay anie gne ràny." \v 26 Da nalefany ho andreo Barabasy, fa nively karavasy an'i Jesosy izy da nanolotry Anazy ho fantsihigny.