plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/23.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 23 Da hoy Izy hoe:" Nagnino, ino gne heloky namboariny?" Fa vô maiky indreo nizaka mafy hoe:" Fantsiho amin'e hazofijaliagny Izy." \v 24 Fa refa hitan'i Pilato fa tsy afaky hagnano na ino na ino izy, kanefa efa nanomboky gne resandresaky, da nangala rano izy, nanasa gne tagnany tamason'e fokonolo, sady nagnano hoe:" Tsy manan-tsigny amin'e ràn'ity lelà tsy manan-tsigny ty iao.Fa asanareo zany."