plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/17.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 17 Noho izany refa niara-nivory indreo, da hoy Pilato tamin-dreo hoe:"Ia gne tianareo halefako ho anareo? Barabasy, sa Jesosy izay antsovagny hoe Kristy?" \v 18Fantany fa nohon'e fialonagny gne nanoloran-dreo an'i Jesosy tamin'azy. \v 19 Raha nipetraky tamin'e seza fitsaragny izy, da nandefa zaka tamin'azy gne vandiny da nagnano hoe:"Tsy managny na ino na ino hanigny amin'ity lelà tsy manan-tsigny ty iao. Fa mataotry lôtry iao androany nohon'e nofy azoko momba an'Azy."