plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/09.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 9 Ary da tanteraky gne vozaka tamin'ny mpaminany Jeremia, magnano hoe: "Nangala gne volafotsy telopolo indreo, vidy nagnombagn'e fokonolon'Israely Anazy, \v 10 sady indreo nagnome anizany ho an'e sahan'e mpambôtry vilagny tanimanga, arak'e nambaran'e Tompo anà."