plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/06.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 6 Indreo lehiben'e mpisorogny nangala gne volafotsy aby da nizaka hoe: "Tsy ara-dalàgny gne mametraky an'ity ame fagnegnegnam-bola, satria ity da vidin-drà." \v 7 Niaraky niresaky gn'olo indreo sady nividy gne sahan'e mpambôtry vilagny tanimanga izay handevenagny ireo vahiny tamin'e vola aby io. \v 8 Da izay gne antony nangnangiagny an'izany saha zany hoe: "Sahan'e Rà" mandrak'ankehitriny.