plt-x-antaifasy_mat_text_reg/27/03.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 3 Da Jodasy, gne hamadiky Anazy, rehefa nahita fa voaheloky Jesosy, da nibebaky Izy sady namerigny ireo volafotsy telopolo tamin-dreo lehiben'e mpisorogny sy indreo loholo, \v 4 sady nizaka hoe: "Magnota iao tame namadiako rà tsy manan-tsiny." Fa indreo nizaka hoe: "Aninay ino? Anao zany." \v 5 Da natsipiny tagnatin'e tempoly tao gne volafotsy aby io, da niala, sady nijotso ary nagnantogny gne tegnany Izy.