plt-x-antaifasy_mat_text_reg/26/73.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 73 Rehefa afaky kidikidy da nagnatogny andreo izay nitsangagny teo sady nizaka tamin'i Petera hoe: "Anao avakoa da tena raiky tamindreo, fa gne fomba firesahanao da mitory Anao." \v 74 Avy teo izy nanomboky nagnozogny sady nitangeggny da nizaka hoe: "Tsy fantako izany lelà zany." Da teo no eo da nagneni gn'akoho. \v 75 Tadidin'i Petera gne zaka nambaran'i Jesosy hoe: "Mbola tsy magneno akoho da handà Ana intelo Anao." Avy eo Izy nivoaky sady nitomagny fatratry.