plt-x-antaifasy_mat_text_reg/26/71.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 71 Rehefa nivoaky gne vavahady izy, da nisy mpanompo viavy hafa nahita anazy da nizaka tamindreo teo hoe: "Ity lelà ty avako da niaraky tam'i Jesosy lat'e Nazareta." \v 72 Mbola nandà indraiky izy niaraky tame fitangegny hoe: "Tsy fantako zany lelà zany!"