\v 69 Da nidoboky ivelan'e tokotany Petera, da nisy mpanompo viavy avy nagnantogny anazy nizaka hoe: "Anao avakoa da niaraky tam'i Jesosin'ny Galilia." \v 70 Fa nandà anizany tamason-dreo izy, magnano hoe: "Tsy fantako gne raha zakainareo."