plt-x-antaifasy_mat_text_reg/26/55.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 55 Tam'izany andro zany Jesosy nizaka tamin'e fokonolo hoe: "Avy miaraky ame Sabatry da langilangy nisambotry Anà akô dahalo me anareo? Isanandro da nidoboky nampianatry tamin'e tempoly teo Iao, fa tsy nosamborinareo. \v 56 Fa izany raha aby zany da nibôky mba hahatanteraky izay voasoratin-dreo mpaminany." Avy teo da niala Anazy indreo mpianatry aby ka nilefa.