plt-x-antaifasy_mat_text_reg/26/51.txt

1 line
560 B
Plaintext

\v 51 Indro, raiky tamindreo niaraky tamin'i Jesosy nagnampatry gne tagnany, nagnatsoaky gne sabatriny, namira gne mpanompon'e mpisoronabe, sady nahafaky gne sofiny. \v 52 Avy teo hoy Jesosy taminazy hoe: "Averegno ame plasiny gne sabatratrao, fa indreo izay mitazogny da ho vonoigny ame sabatry. \v 53 Mieritreritry me anareo fa tsy afaky mangaiky any Abako Iao, sady Izy da afaky mandefa ho Anà tafik'anjely mihoatry noho gne roy ambin'ny folo? \v 54 Fa anigny akognaia izany gne ahatanteraky gne Soratry Masigny, izay mizaka fa tsy maintsy hitranga izany?"