plt-x-antaifasy_mat_text_reg/26/33.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 33 Fa Petera nagnano taminazy hoe: "Ndre da handao nohon'e aminao aza gne marobe, iao tsy mba handao mihitsy." \v 34 Hoy Jesosy taminazy hoe: " Zakaiko marina aminao, fa androany ariva ndre mbola tsy magneno gn'akoho, da handà Ana intelo anao. " \v 35 Petera nizaka taminazy hoe: "Ndre tsy maintsy ho faty miaraky aminao aza iao, da tsy handà anao. "Ako izany aby gne nizakain'gne mpianatry hafa.