plt-x-antaifasy_mat_text_reg/26/23.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 23 Namaly Izy hoe: "E niaraky nagnatsoboky gne tagnany tamina tagnaty lovia gne raiky hamadiky Ana. \v 24 Handea gne Zanak'olo araky gn'efa voasoratry momba Anazy. Nefa loza an'gne olo izay hamadiky e Zanak'olo! Tena tsara ho an'izany olo izany gne tsy teraky mihitsy. " \v 25 Jodasy , gne hamadiky Anazy nizaka hoe: "Iao me izany, Raby?" Hoy izy taminazy hoe: "Volazanao."