plt-x-antaifasy_mat_text_reg/26/17.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 17 Tamign'andro voalohan'gne mofo tsy misy lalivay da nagnotany an'i Jesosy gne mpianatry da nizaka hoe: "Aia gne tianao hagnomananay ho anao hihinagny gne sakafon'e paska?" \v 18 Namaly Izy hoe: "Midira an-tanagny misy lelah raiky da zakay izy hoe: 'Hoy gne mpampianatry hoe: "Efa akeky gne fotoako. An-dragnonao atoa Iao gne hagnano paska miaraky amin'gne mpianatriko.''''' \v 19 Nanin'gne mpianatry ako izay nandidian'i Jesosy izany, da nanomagny gne sakafo paska indreo.