plt-x-antaifasy_mat_text_reg/26/06.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 6 Jesosy rehefa ta Betania tan-dragnon'i Simona boka, \v 7 ra nipetraky nihinagny tamin'gne latabatry, da nisy viavy raiky nanagny tavoara alabastara feno menaky lafo vidy nagnatogny Anazy, da nandraraky anizany tamin'e lohany. \v 8 Fa ra hitan'gne mpianatriny izany, da vignitry indreo da nagnao hoe: "Ino gne anton'izao fandaniagny izao? \v 9Afaky navidy lafo sady nomegny gne mahantra io."