plt-x-antaifasy_mat_text_reg/25/41.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 41 Ary izy nizaka tamin'e gn'olo aby t'ankaviany hoe: 'Misità anà, Anareo izay voahozogny, ho ame gn'afo mirehitry mandrakizay izay efa voahomagny hoan'e devoly sy ireo anjely, \v 42 satria mosaregny Iao, f'izy tsy nomenareo hanigny; mangetaheta Iao, f'izy tsy nomenareo hosotroigny; \v 43 nivahiny Iao, f'izy tsy nampandrosoinareo; nikojy Iao, f'izy tsy nampitafianareo; narary sady tagpm-pigadragny Iao, fa tsy nokarakarainareo.'