plt-x-antaifasy_mat_text_reg/25/37.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 37 Da indreo marigny da namaly sady izaka hoe: 'Tompo, ovia me anay gne nahita Anao mosaregny ka namahagny Anao? Na mangetaheta ka nampisotroinay? \v 38 Ovia Anao gne hitanay nivahiny ka nampandrosoinay? Na nikojy ka nampitafianay? \v 39 Ovia me anay gne nahita Anao narary na t'ampigadragny ka nandeha taminao? \v 40 Da namaly gne Mpanjaka da nizaka hoe: 'Zakaiko Marina aminareo, gne naninareo tamin'e rahalàko tena madiniky aby io, da naninareo taminà.'